plt_tn/job/31/03.md

338 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany i Joba.

Moa tsy hitan'Andriamanitra ve ny lalako ary isainy ny diako rehetra?

Eto, ny "lalako" sy ny "diako" dia manondro ny fitondran-tenan'i Joba. Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba ho fanamafisana. DH: "Mahita ahy sy mahalala ny zavatra ataoko tokoa Andriamanitra."