# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany i Joba. # Moa tsy hitan'Andriamanitra ve ny lalako ary isainy ny diako rehetra? Eto, ny "lalako" sy ny "diako" dia manondro ny fitondran-tenan'i Joba. Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba ho fanamafisana. DH: "Mahita ahy sy mahalala ny zavatra ataoko tokoa Andriamanitra."