plt_tn/job/31/03.md

8 lines
338 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany i Joba.
# Moa tsy hitan'Andriamanitra ve ny lalako ary isainy ny diako rehetra?
Eto, ny "lalako" sy ny "diako" dia manondro ny fitondran-tenan'i Joba. Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba ho fanamafisana. DH: "Mahita ahy sy mahalala ny zavatra ataoko tokoa Andriamanitra."