plt_tn/job/31/01.md

720 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany i Joba.

Efa nanao fanekena tamin'ny masoko aho

DH: "Efa nianiana tamin'ny tenako aho fa tsy hijery ombam-pilàna ny vehivavy aho"

koa ataoko ahoana ny hijery ombam-pitsiriritana ny virijiny?

Mampiasa i fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa tsy hanafoana ny fampanantenany mihitsy izy. DH: "Koa tsy hijery ombam-pitsiriritana ny virijiny mihitsy aho"

Fa inona no anjara avy amin'Andriamanitra ambony, ilay lova avy amin'ilay Tsitoha any amin'ny avo indrindra?

Ireo dia midika zavatra mitovy. Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa tsy hanome na inona na inona azy Andriamanitra raha manota sy manafoana ny fampanantenany izy.