plt_tn/job/31/01.md

16 lines
720 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany i Joba.
# Efa nanao fanekena tamin'ny masoko aho
DH: "Efa nianiana tamin'ny tenako aho fa tsy hijery ombam-pilàna ny vehivavy aho"
# koa ataoko ahoana ny hijery ombam-pitsiriritana ny virijiny?
Mampiasa i fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa tsy hanafoana ny fampanantenany mihitsy izy. DH: "Koa tsy hijery ombam-pitsiriritana ny virijiny mihitsy aho"
# Fa inona no anjara avy amin'Andriamanitra ambony, ilay lova avy amin'ilay Tsitoha any amin'ny avo indrindra?
Ireo dia midika zavatra mitovy. Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa tsy hanome na inona na inona azy Andriamanitra raha manota sy manafoana ny fampanantenany izy.