plt_tn/job/30/27.md

439 B

Ory ny foko ary tsy manam-pitsaharana

Miresaka ny fony toy ny olona i Joba.

nandehandeha toy ny olona izay nonina tao anaty aizina aho, fa tsy nohon'ny masoandro

Eto i Joba dia miresaka ny hamaizin'ny alahelony sy ny fahadisoam-panantenany. DH: "Ao anaty aizim-pito sy aizina lalandava aho."

Rahalahin'ireo amboadia aho, naman'ireo ostritsa

Mampitaha ny fiantsoantsony ao anaty loza amin'ny feon'ny amboadia sy ostritsa i Joba.