plt_tn/job/30/27.md

12 lines
439 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ory ny foko ary tsy manam-pitsaharana
Miresaka ny fony toy ny olona i Joba.
# nandehandeha toy ny olona izay nonina tao anaty aizina aho, fa tsy nohon'ny masoandro
Eto i Joba dia miresaka ny hamaizin'ny alahelony sy ny fahadisoam-panantenany. DH: "Ao anaty aizim-pito sy aizina lalandava aho."
# Rahalahin'ireo amboadia aho, naman'ireo ostritsa
Mampitaha ny fiantsoantsony ao anaty loza amin'ny feon'ny amboadia sy ostritsa i Joba.