# Ory ny foko ary tsy manam-pitsaharana Miresaka ny fony toy ny olona i Joba. # nandehandeha toy ny olona izay nonina tao anaty aizina aho, fa tsy nohon'ny masoandro Eto i Joba dia miresaka ny hamaizin'ny alahelony sy ny fahadisoam-panantenany. DH: "Ao anaty aizim-pito sy aizina lalandava aho." # Rahalahin'ireo amboadia aho, naman'ireo ostritsa Mampitaha ny fiantsoantsony ao anaty loza amin'ny feon'ny amboadia sy ostritsa i Joba.