plt_tn/job/30/04.md

808 B

Fampifandraisana ny Foto-kevitra:

Manohy ny firesahany ny mahakasika ny rain'ireo mpaniratsira i Joba.

tsimon-kazo ...ravin-boaroy ...ny fakan'ny anjavidy

Ireo dia zava-maniry izay hanin'ny olona rehafa tsy mahita zavatra hohanina tsaratsara kokoa izy ireo.

ny fakan'ny anjavidy no sakafon'izy ireo

Ireo mety ho heviny dia 1) nihinana ny fakan'ny hazo anjavidy ny olona na 2) nanafana ny tenany tamin'ny fandorana fakan'anjavidy ny olona.

Noroahina tsy ho eo amin'ny olona izay nanakora azy ireo tahaka ... ny mpangalatra

Ny teny "noroahina" dia midika hoe "noterena handao." DH: "Ireo olona nanakora azy ireo tahaka ...ny mpangalatra ary noterena handao azy ireo"

nanakora azy ireo tahaka ny fanakoran'ny olona iray ny mpangalatra izy ireo

"nanakora azy ireo toy ny mpangalatra izy ireo"