# Fampifandraisana ny Foto-kevitra: Manohy ny firesahany ny mahakasika ny rain'ireo mpaniratsira i Joba. # tsimon-kazo ...ravin-boaroy ...ny fakan'ny anjavidy Ireo dia zava-maniry izay hanin'ny olona rehafa tsy mahita zavatra hohanina tsaratsara kokoa izy ireo. # ny fakan'ny anjavidy no sakafon'izy ireo Ireo mety ho heviny dia 1) nihinana ny fakan'ny hazo anjavidy ny olona na 2) nanafana ny tenany tamin'ny fandorana fakan'anjavidy ny olona. # Noroahina tsy ho eo amin'ny olona izay nanakora azy ireo tahaka ... ny mpangalatra Ny teny "noroahina" dia midika hoe "noterena handao." DH: "Ireo olona nanakora azy ireo tahaka ...ny mpangalatra ary noterena handao azy ireo" # nanakora azy ireo tahaka ny fanakoran'ny olona iray ny mpangalatra izy ireo "nanakora azy ireo toy ny mpangalatra izy ireo"