plt_tn/job/30/04.md

20 lines
808 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny Foto-kevitra:
Manohy ny firesahany ny mahakasika ny rain'ireo mpaniratsira i Joba.
# tsimon-kazo ...ravin-boaroy ...ny fakan'ny anjavidy
Ireo dia zava-maniry izay hanin'ny olona rehafa tsy mahita zavatra hohanina tsaratsara kokoa izy ireo.
# ny fakan'ny anjavidy no sakafon'izy ireo
Ireo mety ho heviny dia 1) nihinana ny fakan'ny hazo anjavidy ny olona na 2) nanafana ny tenany tamin'ny fandorana fakan'anjavidy ny olona.
# Noroahina tsy ho eo amin'ny olona izay nanakora azy ireo tahaka ... ny mpangalatra
Ny teny "noroahina" dia midika hoe "noterena handao." DH: "Ireo olona nanakora azy ireo tahaka ...ny mpangalatra ary noterena handao azy ireo"
# nanakora azy ireo tahaka ny fanakoran'ny olona iray ny mpangalatra izy ireo
"nanakora azy ireo toy ny mpangalatra izy ireo"