plt_tn/job/29/14.md

24 lines
970 B
Markdown

# Mitafy fahamarinana aho, ary nampitafy ahy izany
Matetika fahamarinana dia resahin'ny olona toy ny hoe fitafiana. DH: "Nanao izay marina aho, ary izany tahaka ny akanjo notafiako"
# ny fahamarinako dia toy ny akanjo lava sy satroka
Matetika fahamarinana dia resahin'ny olona toy ny hoe fitafiana. DH: "Nanao rariny aho, ary izany dia tahaka ny akanjo lava sy satroka notafiako"
# satroka
lamba lava izay ahodidin'ny lehilahy amin'ny lohany ary satrohany.
# Maso ho an'ireo olona jamba aho
Io dia mampiseho ny fanampiana olona jamba. DH: "Tahaka ny maso ho an'ny olona jamba aho" na "nitarika ireo olona jamba aho"
# tongotra ho an'ireo olona malemy aho
Io dia mampiseho ny fanampiana olona kilemaina. DH: "toy ny tongotra ho an'ireo olona mandringa aho" na "nanohana ny olona mandringa aho"
# Ray ho an'ireo olona ory aho
Eto, ny "ray aho" dia mampiseho ny fanomezana ho an'ny olona. DH: "Nanome ho an'ireo olona ory tahaka ny ray manome ho an-janany aho"