plt_tn/job/29/14.md

970 B

Mitafy fahamarinana aho, ary nampitafy ahy izany

Matetika fahamarinana dia resahin'ny olona toy ny hoe fitafiana. DH: "Nanao izay marina aho, ary izany tahaka ny akanjo notafiako"

ny fahamarinako dia toy ny akanjo lava sy satroka

Matetika fahamarinana dia resahin'ny olona toy ny hoe fitafiana. DH: "Nanao rariny aho, ary izany dia tahaka ny akanjo lava sy satroka notafiako"

satroka

lamba lava izay ahodidin'ny lehilahy amin'ny lohany ary satrohany.

Maso ho an'ireo olona jamba aho

Io dia mampiseho ny fanampiana olona jamba. DH: "Tahaka ny maso ho an'ny olona jamba aho" na "nitarika ireo olona jamba aho"

tongotra ho an'ireo olona malemy aho

Io dia mampiseho ny fanampiana olona kilemaina. DH: "toy ny tongotra ho an'ireo olona mandringa aho" na "nanohana ny olona mandringa aho"

Ray ho an'ireo olona ory aho

Eto, ny "ray aho" dia mampiseho ny fanomezana ho an'ny olona. DH: "Nanome ho an'ireo olona ory tahaka ny ray manome ho an-janany aho"