plt_tn/job/28/09.md

24 lines
901 B
Markdown

# mametraka ny tanany eo ambony vato karangana
Io dia mampiseho famakiana vato. DH: "mihady vato karangana"
# avadiny hatrany amin'ny fakany ny tendrombohitra
"mampitsingoloka tendrombohitra amin'ny alalan'ny fanongotana ny fakany." Io fanoharana io dia mampiseho ny fihadiana ny tendrombohitra sy ny tany ao ambaniny.
# avadiny hatrany amin'ny fakany ny tendrombohitra
Ny tany ao ambany tendrombohitra dia resahina toy ny ho hazo maniry ilay tendrombohitra ary ny tany ao ambaniny no faka.
# mahita ...ny masony
Eto ny "masony dia mampiseho azy DH: "mahita izy"
# Manentsina ny riaka mba tsy hikoriana izy
Eto ny "Manentsina ny riaka" dia mampiseho fanaovana tohodrano na fanohanana ny rian-drano. DH: "tohanany mba tsy hikoriana ny rian-drano"
# izay miafina ao
Io dia manondro ny zavatra izay tsy hitan'ny olona raha ny tokony ho izy satria ireo dia ao amban'ny tany na ambanin'ny rano.