# mametraka ny tanany eo ambony vato karangana Io dia mampiseho famakiana vato. DH: "mihady vato karangana" # avadiny hatrany amin'ny fakany ny tendrombohitra "mampitsingoloka tendrombohitra amin'ny alalan'ny fanongotana ny fakany." Io fanoharana io dia mampiseho ny fihadiana ny tendrombohitra sy ny tany ao ambaniny. # avadiny hatrany amin'ny fakany ny tendrombohitra Ny tany ao ambany tendrombohitra dia resahina toy ny ho hazo maniry ilay tendrombohitra ary ny tany ao ambaniny no faka. # mahita ...ny masony Eto ny "masony dia mampiseho azy DH: "mahita izy" # Manentsina ny riaka mba tsy hikoriana izy Eto ny "Manentsina ny riaka" dia mampiseho fanaovana tohodrano na fanohanana ny rian-drano. DH: "tohanany mba tsy hikoriana ny rian-drano" # izay miafina ao Io dia manondro ny zavatra izay tsy hitan'ny olona raha ny tokony ho izy satria ireo dia ao amban'ny tany na ambanin'ny rano.