plt_tn/job/28/09.md

901 B

mametraka ny tanany eo ambony vato karangana

Io dia mampiseho famakiana vato. DH: "mihady vato karangana"

avadiny hatrany amin'ny fakany ny tendrombohitra

"mampitsingoloka tendrombohitra amin'ny alalan'ny fanongotana ny fakany." Io fanoharana io dia mampiseho ny fihadiana ny tendrombohitra sy ny tany ao ambaniny.

avadiny hatrany amin'ny fakany ny tendrombohitra

Ny tany ao ambany tendrombohitra dia resahina toy ny ho hazo maniry ilay tendrombohitra ary ny tany ao ambaniny no faka.

mahita ...ny masony

Eto ny "masony dia mampiseho azy DH: "mahita izy"

Manentsina ny riaka mba tsy hikoriana izy

Eto ny "Manentsina ny riaka" dia mampiseho fanaovana tohodrano na fanohanana ny rian-drano. DH: "tohanany mba tsy hikoriana ny rian-drano"

izay miafina ao

Io dia manondro ny zavatra izay tsy hitan'ny olona raha ny tokony ho izy satria ireo dia ao amban'ny tany na ambanin'ny rano.