plt_tn/job/28/03.md

965 B

Mampisava ny aizina olona

Ny "mampisava ny aizina" eto dia mampiseho ny famiratry ny hazavana ao aminy aizina. Mampiasa afo ny olona, na amin'ny jiro na amin'ny fanilo. DH: "Mitondra hazavana mankao amin'ny aizina ny lehilahy iray"

hatrany amin'ny fetra lavitra indrindra

"hatrany amin'ny farany lavitra amin'ilay toeram-pitrandrahana"

aizina ...aizin-kitroka

ireo teny roa ireo dia ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa ilay aizina dia maizina tanteraka.

lavaka

Lavaka lalina somary tery izay hadina any ambany tany na ambany vato. Midina any ny olona mba hitrandraka izany.

toerana izay efa nadinoin'ny olona

Toerana izay tsy nadinoin'ny olona dia resahina toy hoe ny tongotr'ny olona izay efa nandeha tany elabe dia efa nanadino ilay toerana. DH: "izay tsy mitsy mandeha intsony"

Mihantona lavitra ny olona izy

Ny fomba sy ny toerana hiantonany dia azo lazaina mazava tsara. DH: "lavitry ny olona no hiantonany amin'ny tady ao an-davaka"