# Mampisava ny aizina olona Ny "mampisava ny aizina" eto dia mampiseho ny famiratry ny hazavana ao aminy aizina. Mampiasa afo ny olona, na amin'ny jiro na amin'ny fanilo. DH: "Mitondra hazavana mankao amin'ny aizina ny lehilahy iray" # hatrany amin'ny fetra lavitra indrindra "hatrany amin'ny farany lavitra amin'ilay toeram-pitrandrahana" # aizina ...aizin-kitroka ireo teny roa ireo dia ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa ilay aizina dia maizina tanteraka. # lavaka Lavaka lalina somary tery izay hadina any ambany tany na ambany vato. Midina any ny olona mba hitrandraka izany. # toerana izay efa nadinoin'ny olona Toerana izay tsy nadinoin'ny olona dia resahina toy hoe ny tongotr'ny olona izay efa nandeha tany elabe dia efa nanadino ilay toerana. DH: "izay tsy mitsy mandeha intsony" # Mihantona lavitra ny olona izy Ny fomba sy ny toerana hiantonany dia azo lazaina mazava tsara. DH: "lavitry ny olona no hiantonany amin'ny tady ao an-davaka"