plt_tn/job/28/03.md

24 lines
965 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mampisava ny aizina olona
Ny "mampisava ny aizina" eto dia mampiseho ny famiratry ny hazavana ao aminy aizina. Mampiasa afo ny olona, na amin'ny jiro na amin'ny fanilo. DH: "Mitondra hazavana mankao amin'ny aizina ny lehilahy iray"
# hatrany amin'ny fetra lavitra indrindra
"hatrany amin'ny farany lavitra amin'ilay toeram-pitrandrahana"
# aizina ...aizin-kitroka
ireo teny roa ireo dia ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa ilay aizina dia maizina tanteraka.
# lavaka
Lavaka lalina somary tery izay hadina any ambany tany na ambany vato. Midina any ny olona mba hitrandraka izany.
# toerana izay efa nadinoin'ny olona
Toerana izay tsy nadinoin'ny olona dia resahina toy hoe ny tongotr'ny olona izay efa nandeha tany elabe dia efa nanadino ilay toerana. DH: "izay tsy mitsy mandeha intsony"
# Mihantona lavitra ny olona izy
Ny fomba sy ny toerana hiantonany dia azo lazaina mazava tsara. DH: "lavitry ny olona no hiantonany amin'ny tady ao an-davaka"