plt_tn/job/26/09.md

8 lines
290 B
Markdown

# mampiely ny rahony eo amin'izany
Io andian-teny io dia milaza ny fanaronana ny velaran'ny volana. DH: "amin'ny fampielezany ny rahony eo amin'izany"
# Nisokitra faritra boribory
Io dia miresaka ny fara-vodilanitra ho toy ny hoe nanamarika faritra teo amin'ny ranomasina Andriamanitra.