plt_tn/job/26/09.md

290 B

mampiely ny rahony eo amin'izany

Io andian-teny io dia milaza ny fanaronana ny velaran'ny volana. DH: "amin'ny fampielezany ny rahony eo amin'izany"

Nisokitra faritra boribory

Io dia miresaka ny fara-vodilanitra ho toy ny hoe nanamarika faritra teo amin'ny ranomasina Andriamanitra.