# mampiely ny rahony eo amin'izany Io andian-teny io dia milaza ny fanaronana ny velaran'ny volana. DH: "amin'ny fampielezany ny rahony eo amin'izany" # Nisokitra faritra boribory Io dia miresaka ny fara-vodilanitra ho toy ny hoe nanamarika faritra teo amin'ny ranomasina Andriamanitra.