plt_tn/job/25/04.md

1.3 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany i Bildada.

Ahoana ary ...amin'Andriamanitra? Ahoana ny hampadio izay nateraka ...eo aminy?

Ireo fanontaniana roa ireo dia ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa sarotra ho an'ny olona ny ho lavorary eo amin'Andriamanitra.

Ahoana ary no hahamarina ny olona eo amin'Andriamanitra?

Ny fihetsika andrasana dia ny tsy fahafahany. DH: "Tsy ho marina eo amin'Andriamanitra mihitsy ny olona iray."

Ahoana ny hampadio izay nateraka ...ekena eo aminy?

Ny fihetsika andrasana dia ny tsy fahafahany. DH: "Izay natera-behivavy dia tsy afaka ny hadio na ho ekena eo aminy."

madio, ekena eo aminy

"madio_izay, ekena eo aminy"

izay natera-behivavy

Io dia fomba fiteny ahitany ny olona rehetra. DH: "na iza na iza"

Indro

Ny teny hoe "indro" eto dia tovanana mba hanamafisana izay holazaina manaraka. DH: "eny tokoa"

ny volana aza tsy mamiratra aminy

Ny anarana "fahazavana" dia azo lazaina amin'ny mpamaritra. DH: "Tsy tena mamiratra amin'Andriamanitra ny kintana"

tsy madio eo imasony ny kintana

Ny "madio" eto dia midika ho "tonga lafatra." DH: "Tsy heveriny ho tonga lafatra akory ny kintana"

izay kankana

Milaza ny maha olombelona ho maivan-danja tahaka ny kanakan i Bildada. DH: "izay zava-poana toy ny kankana"

zanak'olombelona

Io dia fomba hafa enti-manondro ny olona. DH: "olona"