# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Bildada. # Ahoana ary ...amin'Andriamanitra? Ahoana ny hampadio izay nateraka ...eo aminy? Ireo fanontaniana roa ireo dia ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa sarotra ho an'ny olona ny ho lavorary eo amin'Andriamanitra. # Ahoana ary no hahamarina ny olona eo amin'Andriamanitra? Ny fihetsika andrasana dia ny tsy fahafahany. DH: "Tsy ho marina eo amin'Andriamanitra mihitsy ny olona iray." # Ahoana ny hampadio izay nateraka ...ekena eo aminy? Ny fihetsika andrasana dia ny tsy fahafahany. DH: "Izay natera-behivavy dia tsy afaka ny hadio na ho ekena eo aminy." # madio, ekena eo aminy "madio_izay, ekena eo aminy" # izay natera-behivavy Io dia fomba fiteny ahitany ny olona rehetra. DH: "na iza na iza" # Indro Ny teny hoe "indro" eto dia tovanana mba hanamafisana izay holazaina manaraka. DH: "eny tokoa" # ny volana aza tsy mamiratra aminy Ny anarana "fahazavana" dia azo lazaina amin'ny mpamaritra. DH: "Tsy tena mamiratra amin'Andriamanitra ny kintana" # tsy madio eo imasony ny kintana Ny "madio" eto dia midika ho "tonga lafatra." DH: "Tsy heveriny ho tonga lafatra akory ny kintana" # izay kankana Milaza ny maha olombelona ho maivan-danja tahaka ny kanakan i Bildada. DH: "izay zava-poana toy ny kankana" # zanak'olombelona Io dia fomba hafa enti-manondro ny olona. DH: "olona"