plt_tn/job/24/22.md

620 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany i Joba.

amin'ny alalan'ny heriny

"amin'ny fampiasany ny heriny" na "nohon'ny heriny"

mitsangana Izy ary tsy mampatanjaka azy ireo amin'ny fiainana

Ny "tsy mampatanjaka azy ireo amin'ny fiainana" eto dia midika fa tsy mitazona azy ireo ho velona Andriamanitra. DH: "Andriamanitra dia mitsangana ary tsy manome hery hahafaha-miaina ho an'ireo olona ratsy fanahy" na "Andriamanitra dia mitsangana ka mamono azy ireo"

saingy ny masony dia eny amin'ny lalany

Ny "maso" eto dia manondro an'Andriamanitra. DH: "saingy mijery izay ataon'izy ireo foana Izy"