plt_tn/job/24/22.md

16 lines
620 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# amin'ny alalan'ny heriny
"amin'ny fampiasany ny heriny" na "nohon'ny heriny"
# mitsangana Izy ary tsy mampatanjaka azy ireo amin'ny fiainana
Ny "tsy mampatanjaka azy ireo amin'ny fiainana" eto dia midika fa tsy mitazona azy ireo ho velona Andriamanitra. DH: "Andriamanitra dia mitsangana ary tsy manome hery hahafaha-miaina ho an'ireo olona ratsy fanahy" na "Andriamanitra dia mitsangana ka mamono azy ireo"
# saingy ny masony dia eny amin'ny lalany
Ny "maso" eto dia manondro an'Andriamanitra. DH: "saingy mijery izay ataon'izy ireo foana Izy"