# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # amin'ny alalan'ny heriny "amin'ny fampiasany ny heriny" na "nohon'ny heriny" # mitsangana Izy ary tsy mampatanjaka azy ireo amin'ny fiainana Ny "tsy mampatanjaka azy ireo amin'ny fiainana" eto dia midika fa tsy mitazona azy ireo ho velona Andriamanitra. DH: "Andriamanitra dia mitsangana ary tsy manome hery hahafaha-miaina ho an'ireo olona ratsy fanahy" na "Andriamanitra dia mitsangana ka mamono azy ireo" # saingy ny masony dia eny amin'ny lalany Ny "maso" eto dia manondro an'Andriamanitra. DH: "saingy mijery izay ataon'izy ireo foana Izy"