plt_tn/job/24/20.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany i Joba.

Ny kibo

Io dia manondro ny reny. DH: "Ny reny"

ny kankana no hihinana azy an-kamamiana

Io diamidika fa ho faty izy ary ny kankana ny hihinana ny vatany. DH: "hankafy ny fihinana ny nofo mangatsiakany ny kanakana" na "ho faty izy ho laninin'ny kanakana ny vatany"

tsy ho tsaroana intsony izy

DH: " tsy hisy olona hahatsiaro azy intsony"

hahapotika ny faharatsiana tahaka ny hazo

Ny fanapotehan'Andriamanitra ny olona ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe nanapaka hazo izy. DH: "Hamotika ny ratsy fanahy toy ny hoe manapaka hazo Andriamanaitra.

Ny ratsy fanahy dia handrapaka

Io sarin-teny io dia manamafy ny halozan'ny olona ratsy fanahy. DH: "tahaka ny bibidia mamono ny hazany no fampijalian'ny olona ratsy fanahy"

ny vehivavy momba izay tsy nitera-jaza

Ny olona tamin'izany andro izany dia nihevitra fa ny vehivay tsy miteraka dia voaozon'Andriamanitra. Noho izany, io dia mampiseho ny vehivavy mampalahelo indrindra.

mpitondratena

vehivavy maty vady