plt_tn/job/24/20.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# Ny kibo
Io dia manondro ny reny. DH: "Ny reny"
# ny kankana no hihinana azy an-kamamiana
Io diamidika fa ho faty izy ary ny kankana ny hihinana ny vatany. DH: "hankafy ny fihinana ny nofo mangatsiakany ny kanakana" na "ho faty izy ho laninin'ny kanakana ny vatany"
# tsy ho tsaroana intsony izy
DH: " tsy hisy olona hahatsiaro azy intsony"
# hahapotika ny faharatsiana tahaka ny hazo
Ny fanapotehan'Andriamanitra ny olona ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe nanapaka hazo izy. DH: "Hamotika ny ratsy fanahy toy ny hoe manapaka hazo Andriamanaitra.
# Ny ratsy fanahy dia handrapaka
Io sarin-teny io dia manamafy ny halozan'ny olona ratsy fanahy. DH: "tahaka ny bibidia mamono ny hazany no fampijalian'ny olona ratsy fanahy"
# ny vehivavy momba izay tsy nitera-jaza
Ny olona tamin'izany andro izany dia nihevitra fa ny vehivay tsy miteraka dia voaozon'Andriamanitra. Noho izany, io dia mampiseho ny vehivavy mampalahelo indrindra.
# mpitondratena
vehivavy maty vady