# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # Ny kibo Io dia manondro ny reny. DH: "Ny reny" # ny kankana no hihinana azy an-kamamiana Io diamidika fa ho faty izy ary ny kankana ny hihinana ny vatany. DH: "hankafy ny fihinana ny nofo mangatsiakany ny kanakana" na "ho faty izy ho laninin'ny kanakana ny vatany" # tsy ho tsaroana intsony izy DH: " tsy hisy olona hahatsiaro azy intsony" # hahapotika ny faharatsiana tahaka ny hazo Ny fanapotehan'Andriamanitra ny olona ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe nanapaka hazo izy. DH: "Hamotika ny ratsy fanahy toy ny hoe manapaka hazo Andriamanaitra. # Ny ratsy fanahy dia handrapaka Io sarin-teny io dia manamafy ny halozan'ny olona ratsy fanahy. DH: "tahaka ny bibidia mamono ny hazany no fampijalian'ny olona ratsy fanahy" # ny vehivavy momba izay tsy nitera-jaza Ny olona tamin'izany andro izany dia nihevitra fa ny vehivay tsy miteraka dia voaozon'Andriamanitra. Noho izany, io dia mampiseho ny vehivavy mampalahelo indrindra. # mpitondratena vehivavy maty vady