plt_tn/job/24/18.md

20 lines
688 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# tahaka ny roatra mitsingevana eny ambony rano
Fotoana fohy ihany no faharetan'ny roatra. Io dia manamafy ny hafaingan'ny fampanjavonan'Andriamanitra ireo ratsy fanahy.
# ny anjaran-tanin'izy ireo dia voaozona
DH: "Manozona ny anjara-tany izay azy ireo Andriamanitra"
# Tahaka ny nampitsonihan'ny hain-tany sy ny hafanana ...ireo izay nanota
Milaza i Joba fa ireo mpanota dia hanjavona any amin'ny Fiainan-tsita tahaka ny fitsoniky ny oram-panala sy ny fanjavonany rehefa miha mafana.
# hain-tany sy ny hafanana
Ireo teny roa ireo dia mamaritra toetr'andro mitovy ary ampiasaina miaraka mba hilazana izany feno.