plt_tn/job/24/18.md

688 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany i Joba.

tahaka ny roatra mitsingevana eny ambony rano

Fotoana fohy ihany no faharetan'ny roatra. Io dia manamafy ny hafaingan'ny fampanjavonan'Andriamanitra ireo ratsy fanahy.

ny anjaran-tanin'izy ireo dia voaozona

DH: "Manozona ny anjara-tany izay azy ireo Andriamanitra"

Tahaka ny nampitsonihan'ny hain-tany sy ny hafanana ...ireo izay nanota

Milaza i Joba fa ireo mpanota dia hanjavona any amin'ny Fiainan-tsita tahaka ny fitsoniky ny oram-panala sy ny fanjavonany rehefa miha mafana.

hain-tany sy ny hafanana

Ireo teny roa ireo dia mamaritra toetr'andro mitovy ary ampiasaina miaraka mba hilazana izany feno.