# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # tahaka ny roatra mitsingevana eny ambony rano Fotoana fohy ihany no faharetan'ny roatra. Io dia manamafy ny hafaingan'ny fampanjavonan'Andriamanitra ireo ratsy fanahy. # ny anjaran-tanin'izy ireo dia voaozona DH: "Manozona ny anjara-tany izay azy ireo Andriamanitra" # Tahaka ny nampitsonihan'ny hain-tany sy ny hafanana ...ireo izay nanota Milaza i Joba fa ireo mpanota dia hanjavona any amin'ny Fiainan-tsita tahaka ny fitsoniky ny oram-panala sy ny fanjavonany rehefa miha mafana. # hain-tany sy ny hafanana Ireo teny roa ireo dia mamaritra toetr'andro mitovy ary ampiasaina miaraka mba hilazana izany feno.