plt_tn/job/24/15.md

820 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany i Joba.

mason'ireo mpijangajanga

Ny "maso" eto dia manondro ny tenan'ilay olona iray manontolo. DH: "ny mpijangajanga"

ny takariva

"amin'ny filentehan'ny masoandro"

Tsy hisy maso hahita ahy

Ny "maso" eto dia manondro ny tenan'ilay olona iray manontolo. DH: "tsy misy olona hahita ahy"

hisavan'ny olona ratsy fanahy ny trano

Misava ny trano izy ireo mba hangalarana avy ao. Io dia azo adika mazava. DH: "misava ny trano ireo olona ratsy fanahy mba hangalarana avy ao"

mampangina ny tenan'izy ireo

"miafina tao anatiny"

Amin'izy rehetra, ny aizim-pito dia tahaka ny maraina

Ny aizim-pito dia mapahazo aina ny ratsy fanahy tahaka ny maraina amin'ny olona tsotra.

fampihorohoroan'ny aizim-pito

"Ny zava-mampitahotra miseho aminny alina"