plt_tn/job/24/15.md

32 lines
820 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# mason'ireo mpijangajanga
Ny "maso" eto dia manondro ny tenan'ilay olona iray manontolo. DH: "ny mpijangajanga"
# ny takariva
"amin'ny filentehan'ny masoandro"
# Tsy hisy maso hahita ahy
Ny "maso" eto dia manondro ny tenan'ilay olona iray manontolo. DH: "tsy misy olona hahita ahy"
# hisavan'ny olona ratsy fanahy ny trano
Misava ny trano izy ireo mba hangalarana avy ao. Io dia azo adika mazava. DH: "misava ny trano ireo olona ratsy fanahy mba hangalarana avy ao"
# mampangina ny tenan'izy ireo
"miafina tao anatiny"
# Amin'izy rehetra, ny aizim-pito dia tahaka ny maraina
Ny aizim-pito dia mapahazo aina ny ratsy fanahy tahaka ny maraina amin'ny olona tsotra.
# fampihorohoroan'ny aizim-pito
"Ny zava-mampitahotra miseho aminny alina"