# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # mason'ireo mpijangajanga Ny "maso" eto dia manondro ny tenan'ilay olona iray manontolo. DH: "ny mpijangajanga" # ny takariva "amin'ny filentehan'ny masoandro" # Tsy hisy maso hahita ahy Ny "maso" eto dia manondro ny tenan'ilay olona iray manontolo. DH: "tsy misy olona hahita ahy" # hisavan'ny olona ratsy fanahy ny trano Misava ny trano izy ireo mba hangalarana avy ao. Io dia azo adika mazava. DH: "misava ny trano ireo olona ratsy fanahy mba hangalarana avy ao" # mampangina ny tenan'izy ireo "miafina tao anatiny" # Amin'izy rehetra, ny aizim-pito dia tahaka ny maraina Ny aizim-pito dia mapahazo aina ny ratsy fanahy tahaka ny maraina amin'ny olona tsotra. # fampihorohoroan'ny aizim-pito "Ny zava-mampitahotra miseho aminny alina"