plt_tn/job/24/11.md

20 lines
629 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# Ireo olona mahantra dia manao diloilo
Mitery oliva izy ireo mba hitera-minaka izany.
# ao anatin'ny rindrin'ireo ratsy fanahy ireo
Eto, ny "rindrina" dia manondro ny trano iray manontolo. DH: "ao an-tranon'ireo olona ratsy fanahy"
# manitsakitsaka ao amin'ny famiazan-divain'ireo ratsy fanahy izy ireo
Tsara raha ny filazana fa manao izany izy ireo mba hahazoana ranom-boakazo hanaovana divay. DH: "manitsakitsaka voaloboka izy ireo mba hanaovana divay"
# izy ireo dia mijalin'ny hetaheta
"mijaly nohon'ny hetaheta izy ireo" na "mangehtaheta izy ireo"