# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # Ireo olona mahantra dia manao diloilo Mitery oliva izy ireo mba hitera-minaka izany. # ao anatin'ny rindrin'ireo ratsy fanahy ireo Eto, ny "rindrina" dia manondro ny trano iray manontolo. DH: "ao an-tranon'ireo olona ratsy fanahy" # manitsakitsaka ao amin'ny famiazan-divain'ireo ratsy fanahy izy ireo Tsara raha ny filazana fa manao izany izy ireo mba hahazoana ranom-boakazo hanaovana divay. DH: "manitsakitsaka voaloboka izy ireo mba hanaovana divay" # izy ireo dia mijalin'ny hetaheta "mijaly nohon'ny hetaheta izy ireo" na "mangehtaheta izy ireo"