plt_tn/job/24/11.md

629 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany i Joba.

Ireo olona mahantra dia manao diloilo

Mitery oliva izy ireo mba hitera-minaka izany.

ao anatin'ny rindrin'ireo ratsy fanahy ireo

Eto, ny "rindrina" dia manondro ny trano iray manontolo. DH: "ao an-tranon'ireo olona ratsy fanahy"

manitsakitsaka ao amin'ny famiazan-divain'ireo ratsy fanahy izy ireo

Tsara raha ny filazana fa manao izany izy ireo mba hahazoana ranom-boakazo hanaovana divay. DH: "manitsakitsaka voaloboka izy ireo mba hanaovana divay"

izy ireo dia mijalin'ny hetaheta

"mijaly nohon'ny hetaheta izy ireo" na "mangehtaheta izy ireo"