plt_tn/job/24/02.md

844 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany i Joba.

ny mariky ny sisin-tany

Ireo dia vato na zavatra hafa izay hanamarihana ny faritry ny tany manasaraka ny tany samy faha tompo.

vala

"tanim-bilona" na "tany feno vilona"

Mandroaka

"angalarin'izy ireo"

izay kamboty ray

"kamboty" na "ankizy efa maty ray aman-dreny"

maka ny ombin'ny mpitondratena ho fiarovana izy ireo

"maka ny ombin'ny mpitondratena mba ho antoka fa ireo mpitondrtena dia hamerina ny vola izay nampidramin'izy ireo" (UDB)

mpitondrtena

vehivavy efa maty vady

ho fiarovana

Ny mpampindrana dia maka zavatra avy amin'ny mpindrana mba hahzoany antoka fa hanefa ny azy ilay mpindrana.

ireo olona mahantran'ny tany dia miafina azy ireo avokoa

Io dia fanitarana mba hanehoana fa olona mahantra maro no matahotra ireo olona ratsy fanahy.