# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # ny mariky ny sisin-tany Ireo dia vato na zavatra hafa izay hanamarihana ny faritry ny tany manasaraka ny tany samy faha tompo. # vala "tanim-bilona" na "tany feno vilona" # Mandroaka "angalarin'izy ireo" # izay kamboty ray "kamboty" na "ankizy efa maty ray aman-dreny" # maka ny ombin'ny mpitondratena ho fiarovana izy ireo "maka ny ombin'ny mpitondratena mba ho antoka fa ireo mpitondrtena dia hamerina ny vola izay nampidramin'izy ireo" (UDB) # mpitondrtena vehivavy efa maty vady # ho fiarovana Ny mpampindrana dia maka zavatra avy amin'ny mpindrana mba hahzoany antoka fa hanefa ny azy ilay mpindrana. # ireo olona mahantran'ny tany dia miafina azy ireo avokoa Io dia fanitarana mba hanehoana fa olona mahantra maro no matahotra ireo olona ratsy fanahy.