plt_tn/job/24/02.md

36 lines
844 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# ny mariky ny sisin-tany
Ireo dia vato na zavatra hafa izay hanamarihana ny faritry ny tany manasaraka ny tany samy faha tompo.
# vala
"tanim-bilona" na "tany feno vilona"
# Mandroaka
"angalarin'izy ireo"
# izay kamboty ray
"kamboty" na "ankizy efa maty ray aman-dreny"
# maka ny ombin'ny mpitondratena ho fiarovana izy ireo
"maka ny ombin'ny mpitondratena mba ho antoka fa ireo mpitondrtena dia hamerina ny vola izay nampidramin'izy ireo" (UDB)
# mpitondrtena
vehivavy efa maty vady
# ho fiarovana
Ny mpampindrana dia maka zavatra avy amin'ny mpindrana mba hahzoany antoka fa hanefa ny azy ilay mpindrana.
# ireo olona mahantran'ny tany dia miafina azy ireo avokoa
Io dia fanitarana mba hanehoana fa olona mahantra maro no matahotra ireo olona ratsy fanahy.