plt_tn/job/23/06.md

16 lines
349 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# Izy
"Andriamanitra"
# Any
Io dia manondro ny toerana misy an'Andriamanitra.
# hanafahan'ny mpitsarako ahy madiodio mandrakizay
DH: "Hanafaka ahy mandrakizay ny mpitsara ahy" na "Andriamanitra, izao mpitsara ahy, dia hilaza indray mandeha tsy miverina fa tsy mana-tsiny aho"