# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # Izy "Andriamanitra" # Any Io dia manondro ny toerana misy an'Andriamanitra. # hanafahan'ny mpitsarako ahy madiodio mandrakizay DH: "Hanafaka ahy mandrakizay ny mpitsara ahy" na "Andriamanitra, izao mpitsara ahy, dia hilaza indray mandeha tsy miverina fa tsy mana-tsiny aho"