plt_tn/job/23/06.md

349 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany i Joba.

Izy

"Andriamanitra"

Any

Io dia manondro ny toerana misy an'Andriamanitra.

hanafahan'ny mpitsarako ahy madiodio mandrakizay

DH: "Hanafaka ahy mandrakizay ny mpitsara ahy" na "Andriamanitra, izao mpitsara ahy, dia hilaza indray mandeha tsy miverina fa tsy mana-tsiny aho"