plt_tn/job/23/03.md

24 lines
758 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# Indrisy, raha mba fantatro izay ... Eh, mba hahatongavako
Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy ny fanirian'i Joba ny hihaona amin'Andriamanitra.
# mety hahitako Azy
"mety hahitako an'Andriamanitra"
# Handahatra ny adiko ... hameno ny vavako
Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy ny fanirian'i Joba ny hanazava ny zava-misy aminy amin'Andriamanitra.
# hameno ny vavako amin'ny fandresen-dahatra
Ny "hameno ny vavako" dia manondro fitenenana. DH: "Hiteny ny hevitro rehetra aho"
# Hianatra ireo teny ...izay ho lazainy amiko
Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy ny fanirian'i Joba ny hiaino ny valin-tenin'Andriamanitra.