plt_tn/job/23/03.md

758 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany i Joba.

Indrisy, raha mba fantatro izay ... Eh, mba hahatongavako

Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy ny fanirian'i Joba ny hihaona amin'Andriamanitra.

mety hahitako Azy

"mety hahitako an'Andriamanitra"

Handahatra ny adiko ... hameno ny vavako

Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy ny fanirian'i Joba ny hanazava ny zava-misy aminy amin'Andriamanitra.

hameno ny vavako amin'ny fandresen-dahatra

Ny "hameno ny vavako" dia manondro fitenenana. DH: "Hiteny ny hevitro rehetra aho"

Hianatra ireo teny ...izay ho lazainy amiko

Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy ny fanirian'i Joba ny hiaino ny valin-tenin'Andriamanitra.