# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # Indrisy, raha mba fantatro izay ... Eh, mba hahatongavako Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy ny fanirian'i Joba ny hihaona amin'Andriamanitra. # mety hahitako Azy "mety hahitako an'Andriamanitra" # Handahatra ny adiko ... hameno ny vavako Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy ny fanirian'i Joba ny hanazava ny zava-misy aminy amin'Andriamanitra. # hameno ny vavako amin'ny fandresen-dahatra Ny "hameno ny vavako" dia manondro fitenenana. DH: "Hiteny ny hevitro rehetra aho" # Hianatra ireo teny ...izay ho lazainy amiko Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy ny fanirian'i Joba ny hiaino ny valin-tenin'Andriamanitra.