plt_tn/job/21/25.md

829 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.

Misy olona iray hafa maty

Mampifanohitra io olona io amin'ilay olona maty am-pilaminana ao amin'ny 21:22 i Joba.

ao anatin'ny fangidian'ny fanahy

Ny alahelo eto dia resahina toy ny hoe tsiro mangidy, ary ny "fanahy" dia manondro ny vatan-tenan'ilay olna iray manontolo. DH: "amim-pahatezerana sy fahasosorana" na "aorian'ny fiainana fiainana mampalahelo"

tsy mbola niaina zavatra tsara

DH: "zava-dratsy ihany no niainany"

Samy mandry anaty vovoka izy ireo

Io dia fomba mihaja entina hilazana fa maty izy ireo. DH: "samy maty izy ireo ary helevin'ny olona"

mandrakotra ny vatan'izy roa ireo kankana

Ny kankana dia miaraka amin'ny fahalovan'ny vatana. DH: "ny kankana ao amin'ny loto no hihinana ny nofo mangatsiakan'izy ireo"