plt_tn/job/21/25.md

24 lines
829 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.
# Misy olona iray hafa maty
Mampifanohitra io olona io amin'ilay olona maty am-pilaminana ao amin'ny 21:22 i Joba.
# ao anatin'ny fangidian'ny fanahy
Ny alahelo eto dia resahina toy ny hoe tsiro mangidy, ary ny "fanahy" dia manondro ny vatan-tenan'ilay olna iray manontolo. DH: "amim-pahatezerana sy fahasosorana" na "aorian'ny fiainana fiainana mampalahelo"
# tsy mbola niaina zavatra tsara
DH: "zava-dratsy ihany no niainany"
# Samy mandry anaty vovoka izy ireo
Io dia fomba mihaja entina hilazana fa maty izy ireo. DH: "samy maty izy ireo ary helevin'ny olona"
# mandrakotra ny vatan'izy roa ireo kankana
Ny kankana dia miaraka amin'ny fahalovan'ny vatana. DH: "ny kankana ao amin'ny loto no hihinana ny nofo mangatsiakan'izy ireo"